Samuel Rebukes Saul
1. Saul reigned one year; and when he had reigned two years over Israel,
1. Saül était âgé de... ans, lorsqu`il devint roi, et il avait déjà régné deux ans sur Israël.
1. "Nanjaka herintaona i Saoly; ary rehefa nanjaka roa taona tamin' ny Isiraely izy,"
2. Saul chose him three thousand men of Israel; whereof two thousand were with Saul in Michmash and in mount Bethel, and a thousand were with Jonathan in Gibeah of Benjamin: and the rest of the people he sent every man to his tent.
2. Saül choisit trois mille hommes d`Israël: deux mille étaient avec lui à Micmasch et sur la montagne de Béthel, et mille étaient avec Jonathan à Guibea de Benjamin. Il renvoya le reste du peuple, chacun à sa tente.
2. Dia nifidy telo arivo lahy tamin' ny Isiraely i Saoly, ka ny roa arivo lahy nitoetra teo aminy tany Mikmasy sy tany an-tendrombohitr' i Betela, ary ny arivo lahy nitoetra teo amin' i Jonatana tany Gibean' ny Benjamina fa ny olona sisa kosa samy nampodiny ho any an-dainy avy.
3. And Jonathan smote the garrison of the Philistines that was in Geba, and the Philistines heard of it. And Saul blew the trumpet throughout all the land, saying, Let the Hebrews hear.
3. Jonathan battit le poste des Philistins qui étaient à Guéba, et les Philistins l`apprirent. Saül fit sonner de la trompette dans tout le pays, en disant: Que les Hébreux écoutent!
3. Ary namono ny miaramilan' ny Filistina izay tany Geba i Jonatana, ary ren' ny Filistina izany. Ary nampitsoka trompetra teny amin' ny tany rehetra i Saoly ka nanao hoe: Aoka handre ny Hebreo.
4. And all Israel heard say that Saul had smitten a garrison of the Philistines, and that Israel also was had in abomination with the Philistines. And the people were called together after Saul to Gilgal.
4. Tout Israël entendit que l`on disait: Saül a battu le poste des Philistins, et Israël se rend odieux aux Philistins. Et le peuple fut convoqué auprès de Saül à Guilgal.
4. Dia ren' ny Isiraely rehetra ny teny fa efa namely ny miaramilan' ny Filistina i Saoly ary efa tonga fahavetavetana tamin' ny Filistina ihany koa ny Isiraely. Dia nivory ny olona hanaraka an' i Saoly ho any Gilgala.
5. And the Philistines gathered themselves together to fight with Israel, thirty thousand chariots, and six thousand horsemen, and people as the sand which is on the sea shore in multitude: and they came up, and pitched in Michmash, eastward from Bethaven.
5. Les Philistins s`assemblèrent pour combattre Israël. Ils avaient mille chars et six mille cavaliers, et ce peuple était innombrable comme le sable qui est sur le bord de la mer. Ils vinrent camper à Micmasch, à l`orient de Beth Aven.
5. "Ary ny Filistina telo alina an-kalesy sy enina arivo an-tsoavaly ary vahoaka betsaka tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina dia nivory hiady tamin' ny Isiraely; dia nandeha izy ka nitoby tany Mikmasy atsinanan' i Betavena."
6. When the men of Israel saw that they were in a strait, (for the people were distressed,) then the people did hide themselves in caves, and in thickets, and in rocks, and in high places, and in pits.
6. Les hommes d`Israël se virent à l`extrémité, car ils étaient serrés de près, et ils se cachèrent dans les cavernes, dans les buissons, dans les rochers, dans les tours et dans les citernes.
6. Ary nony hitan' ny lehilahy amin' ny Isiraely fa tery izy (fa ory indrindra ny olona), dia niery tany an-johy sy tany amin' ny kirihitrala sy tany amin' ny harambato sy tany amin' ny fitoerana avo ary tany anaty lavaka izy ireo.
7. And some of the Hebrews went over Jordan to the land of Gad and Gilead. As for Saul, he was yet in Gilgal, and all the people followed him trembling.
7. Il y eut aussi des Hébreux qui passèrent le Jourdain, pour aller au pays de Gad et de Galaad. Saül était encore à Guilgal, et tout le peuple qui se trouvait auprès de lui tremblait.
7. Ary ny Hebreo sasany dia lasa nita an' i Jordana nankany amin' ny tany Gada sy Gileada. Fa i Saoly mbola tany Gilgala ihany, ary ny vahoaka rehetra nanaraka azy sady nangovitra.
8. And he tarried seven days, according to the set time that Samuel had appointed: but Samuel came not to Gilgal; and the people were scattered from him.
8. Il attendit sept jours, selon le terme fixé par Samuel. Mais Samuel n`arrivait pas à Guilgal, et le peuple se dispersait loin de Saül.
8. "Ary niandry hafitoana izy araka ny fotoana efa nataon' i Samoela; fa i Samoela tsy mbola tonga tao Gilgala; ary nihahaka nandao an' i Saoly ny olona."
9. And Saul said, Bring hither a burnt offering to me, and peace offerings. And he offered the burnt offering.
9. Alors Saül dit: Amenez-moi l`holocauste et les sacrifices d`actions de grâces. Et il offrit l`holocauste.
9. "Ary hoy Saoly: ento ety amiko ny fanatitra dorana sy ny fanati-pihavanana; ka dia nanolotra ny fanatitra dorana izy."
10. And it came to pass, that as soon as he had made an end of offering the burnt offering, behold, Samuel came; and Saul went out to meet him, that he might salute him.
10. Comme il achevait d`offrir l`holocauste, voici, Samuel arriva, et Saül sortit au-devant de lui pour le saluer.
10. Ary izao no niseho: raha vantany vao vita ny nanolorany ny fanatitra dorana, dia indro tamy Samoela, ary nivoaka hitsena azy Saoly mba hiarahaba azy.
11. And Samuel said, What hast thou done? And Saul said, Because I saw that the people were scattered from me, and that thou camest not within the days appointed, and that the Philistines gathered themselves together at Michmash;
11. Samuel dit: Qu`as-tu fait? Saül répondit: Lorsque j`ai vu que le peuple se dispersait loin de moi, que tu n`arrivais pas au terme fixé, et que les Philistins étaient assemblés à Micmasch,
11. Dia hoy Samoela: Inona no nataonao? Ary hoy Saoly: Satria hitako fa nihahaka nandao ahy ny olona, sady tsy tonga tamin' ny andro voatendry ianao, ary tafangona any Mikmasy ny Filistina.
12. Therefore said I, The Philistines will come down now upon me to Gilgal, and I have not made supplication unto the LORD: I forced myself therefore, and offered a burnt offering.
12. je me suis dit: Les Philistins vont descendre contre moi à Guilgal, et je n`ai pas imploré l`Éternel! C`est alors que je me suis fait violence et que j`ai offert l`holocauste.
12. Dia hoy aho: Hidina amin' izao ny Filistina hamely ahy aty Gilgala, nefa tsy mbola nanao fifonana tamin' i Jehovah aho, dia sahy aho, ka nanolotra ny fanatitra dorana.
13. And Samuel said to Saul, Thou hast done foolishly: thou hast not kept the commandment of the LORD thy God, which he commanded thee: for now would the LORD have established thy kingdom upon Israel for ever.
13. "Samuel dit à Saül: Tu as agi en insensé, tu n`as pas observé le commandement que l`Éternel, ton Dieu, t`avait donné. L`Éternel aurait affermi pour toujours ton règne sur Israël;"
13. "Ary hoy Samoela tamin' i Saoly: Nanao adala ianao; tsy nitandrina ny didin' i Jehovah Andriamanitrao izay nandidiany anao ianao; fa raha tsy izany, ankehitriny Jehovah dia ho nampitoetra ny fanjakanao amin' ny Isiraely ho mandrakizay."
14. But now thy kingdom shall not continue: the LORD hath sought him a man after his own heart, and the LORD hath commanded him to be captain over his people, because thou hast not kept that which the LORD commanded thee.
14. et maintenant ton règne ne durera point. L`Éternel s`est choisi un homme selon son coeur, et l`Éternel l`a destiné à être le chef de son peuple, parce que tu n`as pas observé ce que l`Éternel t`avait commandé.
14. "Fa izao dia tsy haharitra ny fanjakanao; Jehovah efa nitady lehilahy ho Azy araka ny fony, ary Jehovah efa nandidy azy ho mpanapaka ny olony, satria tsy nitandrina izay nandidian' i Jehovah anao ianao."
15. And Samuel arose, and gat him up from Gilgal unto Gibeah of Benjamin. And Saul numbered the people that were present with him, about six hundred men.
15. Puis Samuel se leva, et monta de Guilgal à Guibea de Benjamin. Saül fit la revue du peuple qui se trouvait avec lui: il y avait environ six cents hommes.
15. Dia niainga i Samoela ka niala tany Gilgala hankany Gibean' ny Benjamina. Ary Saoly nanisa ny olona izay teo aminy, fa tokony ho eninjato lahy izany.
Israel Without Weapons
16. And Saul, and Jonathan his son, and the people that were present with them, abode in Gibeah of Benjamin: but the Philistines encamped in Michmash.
16. Saül, son fils Jonathan, et le peuple qui se trouvait avec eux, avaient pris position à Guéba de Benjamin, et les Philistins campaient à Micmasch.
16. "Ary Saoly sy Jonatana zanany mbamin' ny vahoaka teo aminy dia nitoetra tany Gibean' ny Benjamina; fa ny Filistina kosa nitoby tany Mikmasy."
17. And the spoilers came out of the camp of the Philistines in three companies: one company turned unto the way that leadeth to Ophrah, unto the land of Shual:
17. "Il sortit du camp des Philistins trois corps pour ravager: l`un prit le chemin d`Ophra, vers le pays de Schual;"
17. "Ary nivoaka nanao telo toko ny mpandrava avy teo amin' ny tobin' ny Filistina: ny iray toko nizotra tamin' ny lalana mankany Ofra ho any amin' ny tany Soala;"
18. And another company turned the way to Bethhoron: and another company turned to the way of the border that looketh to the valley of Zeboim toward the wilderness.
18. "l`autre prit le chemin de Beth Horon; et le troisième prit le chemin de la frontière qui regarde la vallée de Tseboïm, du côté du désert."
18. "Ary ny iray toko nizotra ho any amin' ny lalana mankany Beti-horona; ary ny iray toko kosa nizotra ho any amin' ny lalana mankany amin' ny faritany manatrika ny lohasaha Zeboima tandrifin' ny efitra."
19. Now there was no smith found throughout all the land of Israel: for the Philistines said, Lest the Hebrews make them swords or spears:
19. "On ne trouvait point de forgeron dans tout le pays d`Israël; car les Philistins avaient dit: Empêchons les Hébreux de fabriquer des épées ou des lances."
19. "Ary teny amin' ny tanin' ny Isiraely rehetra tsy nisy mpanefy; fa hoy ny Filistina: Andrao manefy sabatra na lefona ny Hebreo."
20. But all the Israelites went down to the Philistines, to sharpen every man his share, and his coulter, and his axe, and his mattock.
20. Et chaque homme en Israël descendait chez les Philistins pour aiguiser son soc, son hoyau, sa hache et sa bêche,
20. Ka dia samy nidina ho any amin' ny Filistina ny Isiraely rehetra hanasa ny fangadiny sy ny fiasàny sy ny famakiny ary ny vy fihadian-taniny.
21. Yet they had a file for the mattocks, and for the coulters, and for the forks, and for the axes, and to sharpen the goads.
21. quand le tranchant des bêches, des hoyaux, des tridents et des haches, était émoussé, et pour redresser les aiguillons.
21. Nefa nanana rarampy ihany izy handranitany ny fihadian-tany sy ny fiasàna sy ny telorantsana sy ny famaky ary handranitany ny fanindronan' omby.
22. So it came to pass in the day of battle, that there was neither sword nor spear found in the hand of any of the people that were with Saul and Jonathan: but with Saul and with Jonathan his son was there found.
22. "Il arriva qu`au jour du combat il ne se trouvait ni épée ni lance entre les mains de tout le peuple qui était avec Saül et Jonathan; il ne s`en trouvait qu`auprès de Saül et de Jonathan, son fils."
22. "Ary izao no niseho, tamin' ny andro niadiana dia tsy nisy sabatra na lefona hita teny an-tanan' ny vahoaka rehetra izay teo amin' i Saoly sy Jonatana; fa tamin' i Saoly sy Jonatana zanany ihany no nahitana."
Jonathan Attacks the Philistines
23. And the garrison of the Philistines went out to the passage of Michmash.
23. Un poste de Philistins vint s`établir au passage de Micmasch.
23. Ary ny avy tao amin' ny miaramilan' ny Filistina nivoaka ho ao amin' ny hadilanana mankany Mikmasy.